Skip to Content

Inona moa izany atao hoe GCompris?

Ny GCompris dia kilalao entina ampianarana ireo zaza 2 hatramin'ny 10 taona. 

Maimaimpoana ny GCompris izany hoe tsy vidiambola.

 Azo atao anaty finday sy solosaina izy io.


Inona avy no ao anatiny?

Misy fampianarana miisa 100 mahery ao anatiny toy ny: 

  •  Kajy: fampitahana, manisa, mandrefy, .... 


  • Vaki-teny: lettres, mots, vocabulaires, écriture, ... 

  • Sciences: Expériences, fampianarana tontolo iainana, ...

  • Mampiantra momban'ny famataran'ora


  • Informatiques: fampianarana mikitika souris, claviers, ... 


  • Jeux de decouverte momba ny vatana, loko, mozika, arts, logiques, ... 


  • Histoire et géographie 


  • Puzzle: couleurs, formes...


  • Misy kilalao ahafahan'ny zaza maro miara-milalao ihany koa ao anatiny toy ny échecs... 


Ny fampiasana azy? 

Mora ampiasaina ny GCompris noho izany dia afaka milalao irery ny zaza fa tsy mila raiamandreny manaraka. Satria moa fampianarana no anatiny dia ny activités rehetra ao dia mampivelatran'ny saina sy ny fahaza-manaon'ny zaza kanefa sady miala voly.

Azo antoka ny GCompris ary mifandanja tsara amin'ny taonan'ny zaza.

Aiza no hakàna azy?

Indro ary ny rohy afaka hakàna ny Gcompris na ho an'ny téléphone na ho an'ny ordinateur :

https://www.gcompris.net/downloads-fr.html